« Ho any amin'iza izahay, Tompo? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay. » Jo 6, 68



MISORATA ANARANA !
Ampidiro ny adiresy email
(Maimaim-poana)


Hamarino ny adiresy email

















 


Inona ny tolotra omenay ?

Ny Evanjely Anio dia manolotra anao isa-maraina amin'ny alalan'ny hafatra email, maimaim-poana sy tsy misy sandany (dokam-barotra na hafa), ny lahatsoratry ny Vaovao Mahafaly isanandro araka ny tetiandro napetraky ny Fiangonana Katolika.

Tsy mangataka izahay na ny anaranao na ny adiresinao. Ny hany ilaina dia ny adiresy email mba hahafahanay mandefa aminao ny Evanjely isanandro. Izahay koa dia manome toky fa tsy hanaparitaka ny adiresy email-nao amin'iza na iza, na fikambanana na vondron'olona, na maimaim-poana na andoavam-bola.

Manome antoka koa izahay fa tsy handray hafatra hafa izay tsy misy ifandraisany amin'ny fikarakarana ny vaovao mahafaly izay alefanay ianao.
  
Mazava ho azy fa azonao atao hatrany ny manapaka ny famandrihana, izany dia voalaza ao amin'ny hafatra rehetra voarainao na koa mandehana eo amin'ny takelaka dia tsindrio ilay hoe «Handrindra ny famandrihana»

Ataovy mifanaraka amin'izay tianao ny hafatra Evanjely Anio

Mandritra ny fisoratanao anarana, na koa rehefa mandeha ao amin'ilay hoe «Handrindra ny famandrihana» amin'ny faran'ny hafatra voarainao, na koa ilay hoe «Handrindra ny famandrihana» eto amin'ny takelaka, dia azonao atao ny manova ny endrika sy ny votoatin'ny hafatra tianao horaisina. Anisan'izany ny lohatenin'ny hafatra (ohatra: Evanjely Anio na Hafatra manokana, na Vaovao Mahafaly...) , ny endriky ny hafatra (HTML na soratra tsotra) ny teny (amin'izao dia: Malagasy, Français, Espagnol, Anglais, Allemand, Néerlandais, Italien, Portugais, Arabe)

Voarainao ao anatin'io hafatra io ihany koa ny filazana momba ny Olomasina isanandro.

Ary farany, ilaina raha toa ka elaela tsy afaka hamaky hafatra ianao, dia azonao hahantona kely ny famandrihanao fa tsy faranana. Rehefa miverina ianao dia tohizanao indray.

Haseho amin'ny takelakao ny Evanjely Anio :

Afaka aseho amin'ny takelaka hafa ihany koa ny lahatsoratry ny Vaovao Mahafaly sy ny vakiteny hafa miseho eto amin'ny Evanjely Anio.
Ny fidirana amin'ny takelaka milaza izany ara-teknika dia azonao jerena eto.



 
©Evangelizo.org 2001-2017