« Ho any amin'iza izahay, Tompo? Ianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay. » Jo 6, 68



MISORATA ANARANA !
Ampidiro ny adiresy email
(Maimaim-poana)


Hamarino ny adiresy email

















 


Iza izahay ?
  
Ny "Evanjely Anio" dia tolotra omen'ny ekipa iraisam-pirenena iray ivondronan'ny lahika, mpitoka-monina, pretra sy relijiozy katolika izay maniry ny hampiely ny Vaovao Mahafaly amin'ny olona rehetra.


Ity tolotra ity dia omenay tsy misy fanohanana na avy amin'iza na avy amin'ny inona, ankoatry ny mety ho fanomezana izay atolotry ny mpamandrika mandray ny Evanjely isanandro. (jereo ilay hoe "Hanampy anay").

Raha hifandray aminay dia ampiasao ny toerana fanoratana izay hitanao etsy amin'ilay hoe "Hifandray aminay"


Ny "Evanjely Anio" sy ny Fiangonana Katolika



2011



Anterivava an-tsarimihetsika www.zebuzztv.com ho an'ny fandaharana « Ze Mag »
«Malaza amin'ny vohikala ny Evangelizo : Grégor Puppinck»

Video www.zebuzztv.com
Faha-10 taonan'ny EVANGELIZO : fihaonana tamin'i Papa ray masina

Video Rome 2011
Namangy ny Papa ny ekipa iraisam-pirenen'ny EVANGELIZO
(France, Pays-Bas, Portugal, Espagne, Allemagne, Liban, Syrie, Pologne, Argentine, Etats-Unis, Sénégal, Italie)






2006



Ireo nankahery manokana ny Evangelizo dia ny S.Em. Kardinaly John P. FOLEY, avy ao amin'ny «Filankevitra Pontifikaly momba ny Fifandraisana ara-piaraha-monina», ny Kaonféransy Episkopaly Portogaly, ny fikambanana «Association Episcopale pour la Liturgie Francophone (AELF)», ny S.Em. Kardinaly GAGNON (†), ny Eveka Mons. Raymond Leo BURKE, Arsevekan'i Saint Louis, ny Eveka Mons. Joseph DORE, Arseveka misotro rononon'i Strasbourg.

Cliquer pour agrandir




2002



Ny ekipa voalohany iraisam-pirenenan'ny EVANGELIZO
(France, Pays-Bas, Portugal, Espagne, Allemagne)

Cliquer pour agrandir



 
©Evangelizo.org 2001-2017